|
|
|
|

Teny iditra1 Beminahy
Sokajin-teny  2 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro. [1.10]
Kamban-teny rehetra  4kiraron' i Beminahy
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02