|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 be mihimpy |
| Singan-teny | 2be, 3mihimpy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy.
[1.1] 6andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs.
[1.3] |
| Tsipelina hafa | 8be mihimpa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|