|
|
|
|

Teny iditra1 bemihimpa
Singan-teny  2be, 3mihimpa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Bands of fugitive slaves and other going about and living by brigandage. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs.. [1.3#247]
Tsipelina hafa  8bemihimpy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12