|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 behatoka |
| Singan-teny | 2be, 3hatoka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a kind of dollar.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7à forte tête, à grosse nuque.
8Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons. [2.415#6619] 9la nuque, la partie arrière de la tête. [1.196] |
| Ohatra |
10 ny vola behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola.
[2.436#]
11 Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123#] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Teny iditra (2/3) | 13 behatoka |
| Singan-teny | 14be, 15hatoka |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
17an inferior kind of rice.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A.
19Chev. 20& Roehr. 21(Poaceae).. [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 23 behatoka |
| Singan-teny | 24be, 25hatoka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
27A species of tobacco with long stalks.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux.
29On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 31 behatoka, 32 betohaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|