|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 -bavy
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe vavy

Teny iditra (2/2)3 bavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny iantsoan' ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka: Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bavy, fa efa nihinana aho fony niala tany an-trano. [1.1]
Voambolana  6 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12