|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 basin-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe basy
Ohatra  3 Toram-poana, tahaka an-dRangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika [2.558]
4 Apetraho ny basin' ialahy, fa ity elo mena ity no entiko hamitana ny fanjakan' ialahy. [2.508]
5 Mbola nisy nirefotra ihany avy ary amin' ny miaramila, fa ny basin' i Feno no nangina. [2.472#236]

Teny iditra (2/2)6 basin    
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8finga: a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash. [1.2]
9koveta: a bowl or basin for washing, etc. [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12