| Teny iditra | ![]() |
Bartolomeo |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (tantara) | |
| Dikanteny anglisy | Bartholomew [Baiboly] | |
| Dikanteny frantsay | Barthélemy [Baiboly] | |
| Voambolana | Fivavahana sy finoana | |
| Ohatra | Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly, Marka 3:16-19] | |
| Nohavaozina taminy 2012/03/23 |
|