|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 baroka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3farina (feo). [Tambahoaka] [1.78]
4tsy mahavoaka feo, farim-peo, kasoka. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (2/2)5 Baroka
Sokajin-teny  6 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  7Randzavola: Baroka amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  8Baruch: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9Baruch: un des livres de la Bible. [2.996]
Ohatra  10 Dia hoy ny mpanapaka tamin'i baroka: [2.996]
Voambolana  11 Soratra Masina
Lahatsoratra  12Randzavola: Baroka ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13 Akbora, 14 bakaro, 15 bakora, 16 baroka, Baroka, 17 boraka, 18 kabaro, 19 karabo, 20 Kobara, 21 raboka, 22 robaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03