|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 -barika
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe varika

Teny iditra (2/3)3 barika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc.
7Same as BEARIKA.. [1.2]
Voambolana  8 Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)10 barika
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12lava-drano, vovon-drano. [Betsimisaraka] [1.78]
13[frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14a cask, a barrel.
15[Fr.
16Barrique.]. [1.2]
17[French barrique] a barrel, a cask. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18barrique, tonneau. [1.8]
Ohatra  19 Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely. [2.508#]
Kamban-teny rehetra  20ambody barika
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 baraky, 23 barika, 24 kabary, 25 kabira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02