|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 bamba
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3miravona ho iray, mitovy tantana, rano iray. [1.10#B.46]
4miely eran' ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin' ilay fiteny hoe: Bamba iray na bambaray, izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany: Tamin' ilay tondra-drano taona itsỳ, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka 2) Rakotra hatraiza hatraiza: Bambarain' ny fery ny tenan' i Joba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5spreading over, covering, as eruptions in cutaneous diseases. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6étendu partout, qui couvre également tout. [1.3#73]
Tovy hevitra  7bamba iray, bambaray, bambiray
Kamban-teny rehetra  8bamba iray

Teny iditra (2/3)9 bamba
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11manda na tanàna fiarovana.
12manda na rindrina rava, mikoa, mirodana. [1.10#B.46]
Fanazavàna teny anglisy  13a fortification.
14a fallen wall. [1.2]

Teny iditra (3/3)15 bamba
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17filanjana bao tokana. [1.10#B.46]
Fanazavàna teny anglisy  18a single-poled palanquin. [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31