|
|
|
|

Teny iditra1 balady
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Haingam-pandeha (mitovy hevitra amin' ny malady ihany, saingy fahita indrindra amin' ny angano). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4corruption de malady, usité dans les contes. [1.3]
Kamban-teny rehetra  5tongo-balady

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08