|
|
|
|

Teny iditra1  baiboho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [baibo] [Betsileo] tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra; tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra [1.38]
4 Tanety, indrindra ny amorona ivaiva [1.1]
5 tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona [1.13]
6 [Masikoro] saha lonaka famboly [2.606#151]
Fanazavàna teny anglisy  7 [baibo] [Provincial] a field, a plantation near the water. See saha [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 terre alluvionnaire, terre fertile de décrue [1.13]
Ohatra  9  tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany [2.472]
Voambolana  10  Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  11 abobohy, baiboho

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04