|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baboina |
| Fototeny | 2babo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo.
5Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana. 6Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be taken captive.
[1.2, 1.7] 8to be captured; to be seized, as of goods.. [1.2] 9to be seized. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
11 Nobaboin' ny miaramila ny tanàna (Le village a été pillé par les soldats)
[1.3]
12 Nobaboin' ny fanjakana ny fananany (Le gouvernement a confisqué ses biens) [1.3] 13 Nobaboin' ny jiolahy olona maro sy omby betsaka (Les brigands ont capturé un bon nombre de personnes et beaucoup de boeufs) [1.3] 14 Rehefa hitan ny ankizilahiny fa vehivavy no baboin'ireo olona ratsy fanahy ireo, dia nifandimbiasany nolanjainy iny zazavavy iny [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 19 baboina, 20 baibona, 21 bobaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|