|
|
|
|

Teny iditra1 babaray
Singan-teny  2baba, 3ray
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [baba ray] 5zanaky ny tsara tarehy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6was there ever the like! Marvelous!. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7parfait, de toute beauté. [1.3]
Tovy hevitra  8babareny
Mpanahaka  9 baba, 10 kalaza, 11 maketrika, 12 malaza, 13 mananaanarana, 14 mandehalaza, 15 manehoeho, 16 maresaka, 17 ngeza
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 babaray, 20 barabay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02