|
|
|
|

Teny iditra1 babangoana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4empty, void, as of a deep hole.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles. [1.3]
Ohatra  6 Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12