|
|
|
|

Teny iditra1 babangala
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3(trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny. [1.1#134]
4trano nilaozana, nafoy, ka nesorina na niala hatramin' ny varavarana: Zary babangala ilay trano nilaozan-tompo. [1.62#174]
Fanazavàna teny anglisy  5used of a house the roof of which is in a very dilapidated condition, and whose doors and windows have been removed. [1.2#75]
Fanazavàna teny frantsay  6se dit d'un maison abandonnée sans portes ni cloisons. [1.3#70]
Tsipelina hafa  7babangoala
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12