|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 anivo
Fototeny  2ivo
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4ampovoany. [Taimoro, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
[añivo] 5ampovoany. [Bara] [1.78]
6Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?.
7any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka). [1.1]
8afovoany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9au centre. [1.13]
Ohatra  10 Eto anivo izao ny alina! [1.279]
11 Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
Voambolana  12 Toerana
Mpanahaka  13 afovoany

Teny iditra (2/2)14 anivo
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny anglisy  16a species of palm. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17(d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières.
18Voir anivona pour la véritable étymologie)..
19Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill.
20et Ravenea madagascariensis Becc.
21(Arecaceae).. [Bezanozano]
22Ravenea robustior Jum.
23& H.
24Perrier (Arecaceae).
25Le nom du genre ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache.
26L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom.
27On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille".
28Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre.
29Les anivo fournissent de bons choux palmistes.
30Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme.
31Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir anivona).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  32 Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  33 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  34 anivo, 35 avony, 36 niavo, 37 vinoa, 38 viona, 39 voany, 40 voina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08