|
|
|
|

Teny iditra1 avy aiza
Singan-teny  2avy, 3aiza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-manontany ny tany niaviana: Avy aiza moa ry Rabe ato atsimo ireny? -- Avy any Ambatolampy izy, tompoko. [1.1]
Ohatra  6 Iza, tompoko, no anaranao, hoy ny Prezida, Fiangonana avy aiza? [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12