|
|
|
|

Teny iditra1 avoir    
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manana : Il a des livres (Manam-boky izy).
4misy : Cette ville a de beaux édifices (Misy trano tsara izany tanàna izany) ~ Il y a des gens qui croient les plus grosses absurdités (Misy olona mino zavatra tsy misy heviny). [1.4#69]
Ohatra  5 Nataon' ny mpanoratra anaty fonon-teny ny hoe "avoir les bras longs" fa izahay no nanala azy. [2.285#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12