|
|
|
|

Teny iditra1  aviotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] karazam-bahy misy tilony mitovy ravina amin'ny oviala, roindambo [1.78]
4 Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady mampitombo ny hatsembohana (Smilax kraussiana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 salsepareille [1.3]
6 [Merina+Bezanozano] . Smilax kraussiana Meisn. (Smilacaceae). Voir avaotra. [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  8 fandrikibodisy
Kamban-teny rehetra  9 ravinaviotra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  aviotra, 11 tariavo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04