|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avaratra andrefana |
| Singan-teny | 2avaratra, 3andrefana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry
[2.5#137]
7 Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366#8] |
| Voambolana | 8 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|