|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avara-patana |
| Singan-teny | 2avaratra, 3fatana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the place of honour in entertaining a guest; lit.
6north of the hearth.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7La place au nord du foyer.
8C' était la place d' honneur dans la case.. [2.415#2173] |
| Ohatra |
9 Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana.
[2.470#]
|
| Voambolana | 10 Teny fanajana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|