|
|
|
|
Teny iditra
1
avandraka
Fototeny
2
vandraka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
(maso) Adiridiry, vezatina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
avandraka
, avandrako, avandrakao, avandrany, avandratsika, avandrakay, avandrakareo, avandrak', avandra-
6
Ny lasa :
navandraka, navandrako, navandrakao, navandrany, navandratsika, navandrakay, navandrakareo, navandrak', navandra-
7
Ny hoavy :
havandraka, havandrako, havandrakao, havandrany, havandratsika, havandrakay, havandrakareo, havandrak',
havandra-
8
Filaza mandidy :
avandraho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12