|
|
|
|

Teny iditra1 atsindrona
Fototeny  2tsindrona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina manindrona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Used of that employed to pierce or goad with. [1.2#704]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce avec quoi on pique, on perce. [1.3#776]
Ohatra  7 atsindrona ny marary ny fanafody. [2.117#]
8 Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. [2.5#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 atsindrona, 14 tsindroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12