|
|
|
|
Teny iditra
1
atrandraka
Fototeny
2
tran
draka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina mitrandraka, mihady tany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
atrandraka
, atrandrako, atrandrakao, atrandrany, atrandratsika, atrandrakay, atrandrakareo, atrandrak', atrandra-
6
Ny lasa :
natrandraka, natrandrako, natrandrakao, natrandrany, natrandratsika, natrandrakay, natrandrakareo, natrandrak', natrandra-
7
Ny hoavy :
hatrandraka, hatrandrako, hatrandrakao, hatrandrany, hatrandratsika, hatrandrakay, hatrandrakareo, hatrandrak', hatrandra-
8
Filaza mandidy :
atrandràho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12