|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 atonàka |
| Fototeny | 2tonaka|tonàka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4avela hidonadona-poana.
5asaina miandry ela: Natonàkany foana teto aho. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 atonaka |
| Fototeny | 11tonaka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13entina manadofaka dona-tsetroka.
14entina mamono, mikapoka. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 19 akantao, 20 akatona, 21 akotana, 22 antaoka, 23 atakona, 24 atokana, 25 atonàka, atonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|