|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tonaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 6 tonaka |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy!.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 9ilay tonaka |
| Teny iditra (3/4) | 10 tonàka |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 16 tonaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18(pris adjectivement : fainéant, stupide).
19Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). 20Nom malgache relevé par Grandidier. 21Son origine est obscure.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 23 antoka, 24 kantao, 25 katona, 26 kotana, 27 takona, 28 tanako, 29 tokana, 30 tonàka, tonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|