|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 atomboka |
| Fototeny | 2tomboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao ny fiandohàny: Atombohy ny asanao.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 10 atomboka |
| Fototeny | 11tomboka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 18 atomboka |
| Fototeny | 19tomboka |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 26 atomboka |
| Fototeny | 27tomboka |
| Sokajin-teny | 28 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29Entina manietaka kase, marika tsy mety afaka.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|