|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 atoko |
| Fototeny | 2toko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin' izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, Rangahy itỳ, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho.
5Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 atoko |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12andrahoina.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 17 atoko, 18 tokoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|