|
|
|
|

Teny iditra1 asombolamandrorona
Singan-teny  2asombola, 3mandrorona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ny fotoana iratran' ny volana Asombola mandra-pahafatiny, ary heverin' ny mpanandro ho tsy azo isantaran-javatra. [1.10]
Voambolana  6 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12