|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asisao |
| Fototeny | 2sisa |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asisa [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany
[1.1]
|
| Fivaditsoratra | 5 asasio, 6 asasoy, 7 asisao, 8 asosay, 9 isasao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|