|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asehoy |
| Fototeny | 2seho |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aseho [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 asehoy ahy hoe iny sary iny
[1.1]
5 asehoy ahy ho hitako, hoy izy. [2.643#] 6 asehoy ny mahasoa an' ilay dobo. [2.314#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|