|
|
|
|

Teny iditra1 aseho
Fototeny  2seho
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atranga, aharihary, velarina mba ho hita.
5Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony. [1.1]
Ohatra  6 Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
7 Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 aseho, 14 hoesa, 15 Hosea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02