|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asa tany |
| Singan-teny | 2asa, 3tany |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa.
[2.332#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|