|
|
|
|

Teny iditra1 asantatra
Fototeny  2santatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza izay atao santatra: Fiaraha-miala hetaheta no nasantatra ny fiaraha-miasa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5ce qui sert de prémices, ce qui sert à commencer. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12