|
|
|
|

Teny iditra1 arofanina
Singan-teny  2aro, 3fanina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera. [1.1]
6fefy fiarovana mba tsy hampianjera. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [aro-fanina] 7a balustrade, lit.
8a protection against giddiness.. [1.2]
9a railing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10garde-fou. [1.3, 1.13]
11balustrade. [1.3]
12garde corps. [1.13]
Ohatra  13 arofanina|Arofanina avokoa ireny, dia arofanina|Arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa. [2.503]
14 Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944]

Fivaditsoratra  15 afon' arina, 16 aniforana, 17 arofanina, 18 fanoirana, 19 Fanoriana, 20 fianorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11