|
|
|
|

Teny iditra1 arivomiaina
Singan-teny  2arivo, 3miaina
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5tsy hita isa, tsy tambo isaina. [1.1]
Tovy hevitra  6an' arivo, arivoarivo
Mpanahaka  7 alinalina, 8 manetrinketrina, 9 tsyhitazambazamba, 10 tsyombyalinalina, 11 zavontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02