|
|
|
|

Teny iditra1 arisika
Fototeny  2risika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin' ny asa ny tanora. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9ady tsy arisika

Fivaditsoratra  10 arisika, 11 sariaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08