|
|
|
|

Teny iditra1 arintany
Singan-teny  2arina, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [arin-tany] 6coal. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [arin-tany] 7charbon de terre. [1.8, 1.13]
[arin-tany] 8houille. [1.13]
Ohatra  9 Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#]
Voambolana  10 Haibolantany

Fivaditsoratra  11 arintany, 12 ranitina, 13 tranainy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11