|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arifomba |
| Singan-teny | 2 ary, 3 fomba |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [ary fomba] tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy
[1.1] 6 misy kojakoja rehetra'ilaina [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 tout confort
[1.13] 8 [ary fomba] complet, qui a tout ce qu'il faut [1.5] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|