|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ariana |
| Fototeny | 2ary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io.
5Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be thrown away.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on rejette.
[1.5] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12nantohazotsiariana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 airaña, 15 ariana, 16 Naaraì |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|