|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ariako |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3dihy mampihetsika ny fitombenana.
[Sakalava]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 ariako |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(corruption du nom ariabo).
7Landolphia sphaerocarpa Jum. 8(Apocynaceae). 9Le fruit a une pulpe comestible, agréable.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 11 ariako |
| Fototeny | 12ary |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana ariana sy mpisolo |
| Ohatra |
14 ry teny mamy tsy ariako, taminao no nahalalako'reto faka nitsiriako.
[1.276#]
|
| Fivaditsoratra | 15 akoray, 16 aorika, 17 ariako, 18 arikao, 19 Arioka, 20 iakaro, 21 Iakora, 22 Iaroka, 23 rakoay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|