|
|
|
|

Teny iditra1 arevaka
Fototeny  2revaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4entina mandrevaka, mampihaingo: Inona no harevaka ny tranontsika, rankizy?. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 aravake, 10 arevaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12