|
|
|
|

Teny iditra1 harevaka
Fototeny  2revaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany harevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja. [1.1]
Tovy hevitra  5faharevaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12