|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haranana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony.
[1.1] 4taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the gizzard.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6gésier.
[1.3#218, 1.13] |
| Voambolana | 7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 8dimany |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|