|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 arakaraka
Fototeny  2rakaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be dishevelled, to be loosened.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10 arakaraka
Fototeny  11araka
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14reduplication of araka.
15A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good). [1.2]
Haiendriteny 
16 Tsotra :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)18 arakaraka
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano. [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08