|
|
|
|

Teny iditra1 araikitra
Fototeny  2raikitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ.
5Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra
.
6Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany.
7Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8used of something to be stuck to something else, or something agreed upon.. [1.2]
9to be stuck to something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10à attacher, à fixer, à conclure. [1.3]
11qu'on colle sur une chose. [1.8]
Ohatra  12 Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo. [2.117]
13 Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12