|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ara-drariny |
| Singan-teny | 2araka, 3rary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5araka ny fahamarinana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny.
[2.332#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|