|
|
|
|

Teny iditra1 apitrapitra
Fototeny  2pitrapitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à faire regarder tristement. [1.3]
Ohatra  6 kosa ny maso no apitrapitra
ny nify no sokitsokirina
ary ny tany no tsotsofina
[2.131]
7 Aza apitrapitra amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo [2.996]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12