|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aoka izany |
| Singan-teny | 2aoka, 3izany |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5izaitsizy, fatratra: Mafy aoka izany itỳ hena itỳ / Tiako aoka izany itỳ tarin' olona mandihy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6very much, too much.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7combien! oh que! à merveille! mirobolant.
[1.3#58] 8oh combien, excessivement. [1.8] |
| Tsipelina hafa | 9aok' izany |
| Tovy hevitra | 10aoka re izany |
| Fivaditsoratra | 11 akoa izany, 12 aoka izany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|